Dikan'ny teny : alalatra
Hampiditra dikany hafa
(lalatra), mt. fit. (alalaro): Ilazana ny zavatra entina manamarika ny hazo hotsofaina na hovakina: It? lelan-java-maranitra it? alalatra io haro hotsofainao io aloha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha