Dikan'ny teny : alàka

Hampiditra dikany hafa
1. Alaka ft.: Mitovy amin'ny Ala ihany. - t.i.f.: malaka, falaka, mpalaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (laka), mt. at. (alakao) na Lakaina (laka), mt. ih. (lakao): Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin'ny laka: Alahao (na lakao) it? vatonao atsimo it? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. Alaka Fototeny tsy hita afatsy amin'ireto fomba fiteny ireto: - F.-p.: Mialaka bontana: manao ditra, mikiry: Mialaka bontana amin'ny fambolena any ambaniuohitra any ny zokinao; / Mialaka mantsina: sarotiny, miaingitra izaitsizy: Mialaka mantsina io Rangahy io raha mihinana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077