Dikan'ny teny : akosoka
Hampiditra dikany hafa
(kosoka), mt, fit. (akosohy): Entina mikosoka, na manala loto amin'ny fikosehana mafy: Taolan-katsaka no akosoky ny olona sasany ny lam ba sasana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha