Dikan'ny teny : akopoka

Hampiditra dikany hafa
(kopoka), mt. at. (akopohy): Ahetsiketsika, korofohina: Aza akopoka ny a-fo sao maty. ~ Hofokofohina: Nakopok'ilay kary ny akohonay dia maty. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078