Dikan'ny teny : akombona

Hampiditra dikany hafa
(kombona), mt. at. (akombbny): TsY vela-rifla: Akombony ny bokinareo. • Hidiana, tsy sokafana: Nakombony tsara ny vavany. • Fihinina, fiazana: Akombona ao anaty tanana ny vola. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0457