Dikan'ny teny : akohaka

Hampiditra dikany hafa
(kohaka), mt. at. (akohafy): Avoaka amin'ny kohaka: Be ny rehoka nakohaky ny marary. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068