Dikan'ny teny : akivilivily
Hampiditra dikany hafa
(kiuilivily), mt. at. (akivilivilio): Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao. • Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha