Dikan'ny teny : akisa
Hampiditra dikany hafa
1.
na Kisa a.: Ady tadiavina amin'ny zavatra tsy misy antony, ady amin'ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin'Ikoto ny zanaky ny ato avaratra. ¶ M.h.: tonony, vaniny, antsongony, antsontsanY, antendrivary.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(t.tr.), p. t.: Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy. ¶ M. h.: mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha