Dikan'ny teny : akiraviravy
Hampiditra dikany hafa
(kiraviravy), mt. at. (akiraviravezo): Atao mikiraviravy, atao mikirazorazo: Aza akiraviravy any ivelan'ny lavarangana ny tongotrao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha