Dikan'ny teny : akipikipy

Hampiditra dikany hafa
(kipikipy), mt. at. (akipikipio): Atoraka, atsipy: Tsy nakipikipiny tsara ilay rotsakazo ka tsy voa ilay akanga. 1 h.o.: Avezivezy, asaina mankatsy mankaroa: Tsy tsara fiasa Rabe ka nakipihipin'ny lehibe hatraiza hatraiza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082