Dikan'ny teny : akipika
Hampiditra dikany hafa
(kipika), mt. at. (akipiho): Alana ka akifika: Aza akipika at? amiko ny rano amin'ny lambanao. / Atsipy: Hakipiko itg zaza it? raha mitomany lava toy izao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha