Dikan'ny teny : akatroka

Hampiditra dikany hafa
(katroka), mt. fit. (akatrohy): Entina mikatroka, mipoka amin'ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok'ilay omby ny vato ka tapaka. 1 mt.at.: Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony. / Nahoana no nakatrokao tamin'ny rindrina ny lohan'ny zandriko? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066