Dikan'ny teny : akaretoka

Hampiditra dikany hafa
(karetoka) mt. at. (aharetohy): Atao mikaretoka (ilazana ny nifhn-biby izay mandramatra ny haza azony): Akaretoky ny biby matetika ny nifiny rahefa mihinana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007