Dikan'ny teny : ajokajoka
Hampiditra dikany hafa
a: Fiavonana na fiolonolonana; fampisehoantoetra manambony tena. 1 t,i.f.: miajokajoka, fiajokajoka, mpiajokajoka I iajokajohana, fiajokajohana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha