Dikan'ny teny : ajanona

Hampiditra dikany hafa
(janon), mt. at. (ajanàny): Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola. 1 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon'ny mpamily teny antenatena lalama izahay. 1 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy. Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao itY fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067