Dikan'ny teny : aingitraingitra
Hampiditra dikany hafa
a.: Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin'ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha