Dikan'ny teny : aika

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Toetran'ny zavatra tsara tery, mifanety tsara. ~ Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika atm ny mpiadidy ho ren'ny vahoaka. - t.i.f.: aihina na ehina, voaika, tafaika / manaika, fanai-ka, mpanaika 1 anehana, fanehana / miaika, fiaika, mpiaika 1 mahaika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008