Dikan'ny teny : ahontsina
Hampiditra dikany hafa
na Ahontsona (hontsina na hontsona), mt. at. (ahontsony): Ahetsika, aonjina: Aza ahontsina ny latabatra fa mianjera daholo ny zavatra eo amboniny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha