Dikan'ny teny : ahona
Hampiditra dikany hafa
a.: Ahotra, fijanonana tampoka. - t.i.f.: tafahona 1 manahona, fanahona, mpanahona 1 anahonana, fanahonana 1 miahona, fiahona, mpiahona iahonana, fiahonana 1 mahahona 1 miahonahona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha