Dikan'ny teny : ahofakofaka

Hampiditra dikany hafa
1. (hofakofaka) mt. at. (ahofakofaho): Akopakopaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (hofakofaka), mt. at. (ahofakofaho): Atao miendaka amin'ny alalan'ny fikikisana na fikaohana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.028