Dikan'ny teny : aho
Hampiditra dikany hafa
mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka fehezanteny ary ny aho mamarana: Handeha rahampitso uao maraina aho. / Izaho handeha rahampitso vao ma-raina. - t.i.f.: miahoaho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha