Dikan'ny teny : ahitsoka
Hampiditra dikany hafa
(hitsoka), mt. at. (ahitsohy): Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin'ny toerana tsy ahafahana mivoaka: Nahitsokao ao anatin'ny fahasahiranana aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha