Dikan'ny teny : ahinakinaka

Hampiditra dikany hafa
(hinakinaka), mt. fit. (ahinakinaho): Entina maninakinaka, mikapoka mafy: Vatan-kazo lehibe no nahinakinany an'ilay zaza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089