Dikan'ny teny : ahilana
Hampiditra dikany hafa
(hilana), mt. at. (ahilano): Atao mirona amin'ny ilany iray, atongilana: Ahilano kely rnianatsimo ny lohanao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha