Dikan'ny teny : ahehy

Hampiditra dikany hafa
(hehy), mt. fit. (ahehezo): Entina mihehy, mikaoka ny tany amin'ny hohontongotra: Ny tongony no ahehin'ny akoho ny tany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078