Dikan'ny teny : ahantsy

Hampiditra dikany hafa
(hantsy) mt. fit. (ahantsio) : Entina mihantsy, izany hoe mihaika na miantso olona hifaninana amin'ny te-na. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068