Dikan'ny teny : afandrotra
Hampiditra dikany hafa
(fandrotra), mt. at. (afandroty): Fatorana atao singory: Ny fanambadiana dia afehy mihitsy fa tsy afandrotra fotsiny akory.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha