Dikan'ny teny : afahana

Hampiditra dikany hafa
(fahana), mt. at. (afahano): Atao sakafo homena ny vahiny: Inona no hafahana ireto uahinintsika fa ny vary it? tsy misy, ny hena tsy misy? 1 Atao fahan'ny basy, na bala asisika amin'ny basy hitifirana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.091