Dikan'ny teny : aemonemona

Hampiditra dikany hafa
(emonemona), mt. at. (aemonemony): Atao amin'ny toerana avo: Nahoana re no naemonemonao eny ambony eny ny labozia? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1014