Dikan'ny teny : adongaingy
Hampiditra dikany hafa
(dongaingy), mt. at. (adongaingeo): Atao midongaingy, izany hoe mikainkona mihaona amin'ny...: Nadongaingin'ny fitondranci entana ny lohan'i Rainiraoty ka zary niientika tao amin' ny lamosiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha