Dikan'ny teny : adokàdoka

Hampiditra dikany hafa
a.: Avonavona aseho amin'ny fihetsiky ny Io-ha sy ny famindra, na amin' ny tomba fiteny mizahozaho na milohaloha. - t.i.f.: Aadokadoka / miadokadoka,fiadokadoka, mpiadokadoka ) iadokadohana, fiadokadohana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074