Dikan'ny teny : adimby
Hampiditra dikany hafa
(dimby), dit. at. (adimbaso): Asolo: Ny zanany lahimatoa no nadimby azy. Mividiana tsofa uaouao hadimby an'it?.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha