Dikan'ny teny : adijidà-sefo

Hampiditra dikany hafa
(fr, adjudant-chef) a,: Ambaratongam-pahamboniana na gradin'ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny Aspirà izay amboniny sy ny Adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin'ny Maftre voalohany amin'ny tafika an-dranomasina (jar, Grady). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123