Dikan'ny teny : aboroaka

Hampiditra dikany hafa
(boroaka), mt. at. (aboroahy): Atao loaka mivoaka any ambadika: Naboroakany tany amin'ny sofiny hauanana ny lefona natsatony tao amin'ny sofiny hauia Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065