Dikan'ny teny : abontsina
Hampiditra dikany hafa
(bontsina), mt. at. (abontsino): Atao mibontsina na mibonaky ny rivotra ao anatiny ka mihalehibe: A-bontsino hoe ny uauanao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha