Dikan'ny teny : aboeriboerika
Hampiditra dikany hafa
(boeriboerika), mt. at. (aboeriboereho): (Teny) atao miboeriboerika, betsaka tsisy farany, miboredldredika toy ny fitenim-bazaha: Tsy azoko ny teny naboeriboeriny teo ha lasa aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha