Dikan'ny teny : abiririoka

Hampiditra dikany hafa
(biririoka), mt. at. (abiririohy): Ampanenoina toa misioka: Nabiririokan'1-sambilo ny karavasiny ka taitra daholo ny omby. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1037