Dikan'ny teny : abanabana

Hampiditra dikany hafa
(banabana), ntit, at. (abanabanao): Atao mibanabana, mivoha na misokatra tanteraka: Abanabanao ny uaravarambe sy varauarankely fa manempotra izany fofon'arina izany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1097