Dikan'ny teny : abaka
Hampiditra dikany hafa
(baka), mt. at, (abakao) Atao mibaka, mihataka toy ny rantsan'ny tarehintsoratra V: Abakao ity hazo ity hanaovako filesy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha