Dikan'ny teny : abahana

Hampiditra dikany hafa
(bahana), mt. at. (abahano): Atao mibahana, atsivetraka mba haka toerana be, asakana: Aza abahana eo ny tongotrao fa andehanan' ny olona eo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0642