Dikan'ny teny : zoina
Hampiditra dikany hafa
(zo) p.t.: Iharan-doza, iharam-pahavoazana, iharampahoriana: Nozoin-doza lava Ramatoa io no nahalasa adala azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha