Dikan'ny teny : zohina
Hampiditra dikany hafa
(zohy) mt. ih. (zohio): Arahina: Loza fa zohin'Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany. ~ Enjehina: Nozohin' ny mpiambina ilay mpangalatra ka azony. ? Hatonina, jokoina: Zohio moramora io Papelika io sao lasa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha