Dikan'ny teny : zihitra

Hampiditra dikany hafa
a: Toetran'ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra. ~ Toetran'ny olona mihenahena tsy miteny. - t.i.f.: Zihirina, zihirana, azihitra, voazihitra, tafazihitra / mizihitra, fiz>bitra, mpizihitra j izjhixana, fizihirana I mahazihitra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0071