Dikan'ny teny : zehozeho
Hampiditra dikany hafa
a.: Teny ilazana fandeha miadana ary mibaikabaika toy ny an'ny antitra, mihozohozo raha mandeha. - t.i.f.: Mizehozeho, fizehozeho, mpizehozeho / izehozehoana, fizehozehoana / mahazehozeho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha