Dikan'ny teny : zehena

Hampiditra dikany hafa
(zehy) mt.ih. (zehèo): Refesina amin'ny zehy: Zeheo kely ny hala- 105-, uan'ny rindrina atsimo. ? Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068