Dikan'ny teny : zaotra
Hampiditra dikany hafa
1.
ft.: Hahia, hanifisana. 1 Mazaotra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Mpiray tam-po amin'ny vady, mitovy amin' ny Naotra (ny Z sy ny N renisoratra azo ampifanoloina): Zao-dahy, Zao-bauy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha