Dikan'ny teny : vozonana
Hampiditra dikany hafa
(vozona) mt. ih. (oozany): Raisina amin'ny vozony. ? Terena hanaiky: Tsy nouozonana ianao nanao an' io, ka amin'izany tanteraho hatramin'ny farany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha