Dikan'ny teny : vozezehana
Hampiditra dikany hafa
(zezika) mt. pdr. (vozezeho): Enti-milaza toerana fatrarana zavatra atao mifanongoa na miavosa: Novozezehana kitapon'arina ny fiarakodia.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha