Dikan'ny teny : votoaty
Hampiditra dikany hafa
sy Votiaty a.: Ny ao anatin'ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny. 1 Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin'ny angano hoe: Imbahitrìla. a F.-p,: Votoatin-teny: foto-kevitra ao anatin'ny teny lazaina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha