Dikan'ny teny : vontirika
Hampiditra dikany hafa
a.: Toetran'ny maso mivandravandra be toa hivoaka ny taola-maso. - t.i.f.: Avontirika, voavontirika / mamontirjka, faznontkika, mpamontirika / mivontirika, fivontirika I mahavontirika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha